|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mivelatra
Root  2 velatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitsotra mivalampatra: Nivelatra teo an-tokotany ny tsihy
9 Misokatra: Aoka samy hivelatra eo anoloanareo ny bokinareo
10 Miseho milahatra sy milamina tsara mba hanaitra ny maso: Efa nivelatra ny entan-dRabe no tonga aho
11 Vaky: Mivelatra ny vonindraozy ao an-tokotany
12 Mihaingo, miraratra izaitsizy: Mivelatra erý ry zalahy izany fa fety ny andro! [1.1]
Explanations in English  13 to unroll or unfold; to spread out, to open out [1.7]
Explanations in French  14 être déployé, s'épanouir [1.8]
Examples  15  Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [2.324]
Combinations  16  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mivelatra
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 18  mivelatra
Root  19 velatra
Part of speech  20  adjective
Explanations in Malagasy  21 malalaka, midadasika [1.13]
Explanations in French  22 large [1.13]

Updated on 2026/04/21