|
|
|
|

Entry 1  mivatsy
Root  2 vatsy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia
9 Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana [1.1]
Explanations in English  10 to take along provisions for a journey [1.7]
Explanations in French  11 prendre des provisions pour un voyage [1.8]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21