|
|
|
|

Entry 1  mivatravatra
Root  2 vatravatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Avy mahery: Fa misy inona no mivatravatra toy izao ianao
8 (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Nivatravatra be ery ny orana ka natahotra / Dada kely [1.1]
Explanations in English  9 to pour down heavily (of rain) [1.7]
Explanations in French  10 tomber à verse [1.8]
Examples  11  maina tanteraka, na oram-be mivatravatra mandritra ny tapa-bolana; [2.583#3]
Synonyms  12 mamatravatra
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22