|
|
|
|

Entry 1  mivareraka
Root  2 vareraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 (fitafiana) Miborotsaka mirefarefa: Trotraka aoka izany angamba izy ka ny lambany avy no mivareraha tsy voasampiny intsony
9 Miboretaka kivy sy ketraka: Nivareraka izy raha vao nahare ny fahasimban' ny famboleny tamin' ny havandra [1.1]

Updated on 2026/04/20