|
|
|
|

Entry 1  mivaly
Root  2 valy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Misy valiny: Mbola tsy nivaly ihany ny taratasy nalefako tany amin' ny Minisitry ny Fampianarana
8 Misy setriny: Mahareta fa mbola hivaly ihany izao fihafianao izao indray andro any!
9 Hita ao ambadika: Manify ny taratasy ka mivaly ao ambadika ny soratra [1.1]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21