|
|
|
|

Entry 1  mivahavaha
Root  2 vahavaha
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Tsy tena mivaha, na mivaha matetika
8 Enti-milaza lamba efa tonta ka mitsoaka na miala amin' ny toerany ny kofehy
9 Trotraka izaitsizy: Mivahavahabe ihany izany taolako izany [1.1]

Updated on 2026/02/04