|
|
|
|

Entry 1  mitsiratsiraka
Root  2 tsiratsiraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto
8 Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiratsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena
9 Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
Explanations in French  10 avoir des nervures nombreuses et bien visibles (en parlant d'une feuille) [1.196]
Synonyms  11 mitsiraka
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22