|
|
|
|

Entry 1  mitsinkafona
Root  2 tsinkafona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mihevaheva eny ambony rano: Mitsinkafona foana ny lakana raha tsy be loatra ny olona entiny
8 Misavoana: Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano
9 Mitranga ho hitan' ny be sy ny maro: Ela ny ela ka nitsinkafona ny fitaka rehetra nataony [1.1]

Updated on 2026/04/20