Entry | 1 mitsatoka (tsatoka) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Milentika, miraikitra tsy ho afa-mihetsika: Mitsatoka tsara ve io andry io [1.1] 4 Mijoro tsy mihetsika na mijaridina: Nitsatoka teo anoloako Rakoto ka taitra aho [1.1] 5 Mijanona ela, miandry: Efa adiny iray aho izao no nitsatoka foana teto niandry azy [1.1] 6 Mijanona ela tsy mitera-boka-tsoa: Nitsatoka tamin' ny soavaly, hono, ny volan-dry Dadabe taloha [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 mitsatoka, mitsotaka |
Updated on 2023/01/20 |