|
|
|
|

Entry 1  mitsahatra
Root  2 tsahatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mijanona, miato: Handeha amin' izay izahay fa efa mitsahatra ny orana
9 Tsy manao... intsony: Raha vao nitsaha-niteny izy dia nirefodrefotra ny tehaka
10 Miala sasatra, maka aina: Sasatraizy ka nitsahatra teo ambody hazo. [1.1]
Explanations in French  11 Cesser, s’arrêter, se reposer
12 figuré: se retirer sans rien obtenir [1.3]
Examples  13  Baikoina hijanona izy dia mitsahatra. [2.117#122]
14  Voangory voapaika, ka mitsaha-misamonona. [2.558]
15  hoy indray ity zazalahy tsy mitsahatra mitazana any ivelany. [2.470#181]
Combinations  16  6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitsahatra
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 mahatsitra, mitsahatra

Updated on 2026/04/21