|
|
|
|

Entry 1  mitrotro
Root  2 trotro
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 mamihina olona na zavatra amin' ny sandry izay ankinina amin' ny tratra [1.1]
Explanations in French  9 porter sus sa poitrine, entre ses bras [1.3]
Examples  10  Tao andrefan' i Vodiala teo akaikin' ny tetezan' I Sahabe, indray alahady maraina, vehivavy iray mitrotro zaza, no nandalo ndeha hiangona. [2.472#241]
11  Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5#20]
Analogs  12  mibaby
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22