|
|
|
|

Entry 1  mitrandraka
Root  2 trandraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miasa tany amin' ny angady, mihady tany
9 Mikaroka lalina amin' ny alalan' ny famotopotorana [1.1]
10 mamongotra zavatra mba hahodina [1.13]
Explanations in French  11 exploiter [1.13]

Anagrams  12 mandrakatry, mitrandraka

Updated on 2026/04/20