| Entry | 1 mitono |
| Root | 2 tono |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, manatsatsika amin' ny afo: Mitono hena.
[1.1] 9 manatsatsika, manasaly, mandoro [1.13] |
| Explanations in English |
10 to broil
[1.7] |
| Explanations in French |
11 griller au feu
[1.8] 12 griller [1.13] |
| Examples |
13 mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny.
[2.470#14]
|
| Combinations | 14 5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitono |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|