|
|
|
|

Entry 1  mitolaka
Root  2 tolaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mihodina (amin' ny lahin-tsaviliny) mivoha: Amboary io varavarana io fa mitolaka foana tsy mety mamoha
8 Tailana, mivilana, mivaona: Mitolaka izany tohatra izany ha handratra [1.1]

Anagrams  9 maty loka, 10 milotaka, 11 mitakalo, mitolaka

Updated on 2026/04/20