|
|
|
|

Entry 1  mitohoka
Root  2 tohoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Voatohan' ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin' ny tanimbarinao ~ Nitohoka ny fiarakodia teo Analakely ka saika tsy tafavoaka izahay
9 Miavovona betsaka: Kitay re izao mitohoka ao am-patana izao! [1.1]
Explanations in English  10 to be placed with the end against something; to be stopped at a barrier [1.7]
Explanations in French  11 être placé avec le bout contre quelque chose; être arrêté par une barrière [1.8]
Examples  12  Nony inona, avy dia nitohoka ny kaopy teny an-tanany ka may ihany koa. [2.470#39]

Updated on 2026/02/26