|
|
|
|

Entry 1  mitatra
Root  2 itatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 [miitatra] Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa
8 Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa
9 Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy
10 Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io [1.1]
11 mitombo habe [1.13]
Explanations in French  12 se dilater [1.13]
Examples  13  nitatra ny fanjakana tamin' ny androny [2.508#198]
14  aoriana dia mety hitatra ny fampianarana [2.356#122]
15  mitatra koa ny hevitr' io teny io ankehitriny [2.285#318]
Other spellings  16 miitatra
Combinations  17  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitatra
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Anagrams  19 Matrita, mitatra

Updated on 2026/04/21