|
|
|
|

Entry 1  mitatatra
Root  2 tatatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra
9 Miasa manao tatatra amin' ny...: Ikotovao no nitatatra ny tanimbarin' i Dadabe [1.1]
10 manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13]
Explanations in English  11 to cut water-channels; to be ditched with water-channels [1.7]
Explanations in French  12 creuser des rigoles dans; être coupé de rigoles [1.8]
13 drainer [1.13]
Synonyms  14 manatatra
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitatatra
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22