|
|
|
|

Entry (1/3) 1  mitao
Root  2 tao
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miomanomana toy ny ho any an' ady, hanafika [1.1]
Explanations in English  9 to prepare to go to war [1.7]
Explanations in French  10 faire des préparatifs pour aller en guerre [1.8]
Examples  11  Efa mandroso ity ny ady amin' ny vazimba ry Imerina ka tsy maintsy mitao fatratra isika na dia naharesy azy aza teo, dia ataliorana fandrao hamaly faty izy. [1.436#]

Entry (2/3) 12  mitao
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14 [Antesaka] mitondra [1.78]

Entry (3/3) 15  mitao
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17 [Antesaka] mangataka [1.78]

Anagrams  18 atimo, 19 maito, 20 maoty, 21 Matio, 22 matoy, 23 miato, 24 miota, mitao, 25 mitoa, 26 moita, 27 tamio, 28 tamoy, 29 taomy

Updated on 2026/04/20