| Entry | 1 mitampify |
| Root | 2 tampify |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mitampisaka miery eo anila: Aza mitampify amin' ny vody hazo rehefa avy ny orana ka mikotroka ny andro
9 Misisika ho eo anila noho ny tahotra na ny tsy fahampiana: Nanatona ilay rangahy be volombava, ka nitampify tamin-dreniny ilay zaza ~ Nitampify tao amin' ny rafozany izy nandritra ny enimbolana taorian' ny fanambadiany 10 Miankina, mipetaka, mifanoroka amy...: Nataony nitampify tamin' ny tranony ny fisoko ka tsy neken' ny mpiandraikitra ny toe-pahasalamana [1.1] |
| Explanations in English |
11 to press against a wall, etc.
[1.2] 12 to press close [1.7] |
| Explanations in French |
13 se blottir contre
[1.8] |
| Updated on 2026/04/20 |
|