|
|
|
|

Entry 1  mitaitaika
Root  2 taitaika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Tonga mitsitapitapy: Tsy tiako ny fahatongavanareo mitaitaika toy izao
8 Maneno mitapitapy, midindina: Natao nitaitaika ny lakolosy tamin' ny fivoahan' ny razana avy tao am-piangonana [1.1]

Updated on 2026/04/20