|
|
|
|

Entry1  mitafy (tafy)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao [1.1]
4  Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba! [1.1]
Explanations in English  5  To dress; to wear the Lamba. [1.2]
6  To dress, to wear clothes [1.7]
Explanations in French  7  Se vĂȘtir, porter tel vêtement [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mitafy

Anagrams  15  matify, mitafy

Updated on 2023/01/20