|
|
|
|

Entry 1  misoratra
Root  2 soratra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho
9 Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra [1.1]
Explanations in English  10 To be spotted, to be printed, to be striped, to be of different oolours; to be written [1.2#589]
Explanations in French  11 S’inscrire, être écrit, rayé, dessiné [1.3#632]
Examples  12  ny rafitra rehetra misoratra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta; [2.588#]
13  Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895#]
14  Tsy maintsy ho mpifidy ireo vavolombelona ireo ary misoratra anarana amin' ny lisitry ny mpifidy ao amin' izay biraom-pifidianana nisy ny fitrangan-javatra na misehoan' ny voalaza ho tsy ara-dalàna [2.114#]
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misoratra
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 Maroratsy, misoratra

Updated on 2026/04/21