| Explanations in Malagasy |
8 Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity izanysondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao ~ Nisondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao
9 Mitombo vidy, mihalafo: Misondrotra ny vidin-kena
10 Miakatra ambony, misavoana: Nisondrotra teny amin' ny habakabaka ilay sarim-papango ~ Nisondrotra teny ambonin' ny tafontrano ny lelafo
11 Miakatra voninahitra, lasa ambony: Nisondrotra ho tale, hono, Rakoto ~ Nisondrotra noho ny fianarana ny zanakao
[1.1]
12 miakatra, mitombo
[1.13]
|