|
|
|
|

Entry (1/2) 1  misongadina
Root  2 songadina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miavaka tsara, mivongady
9 Voaenda-damba, miboridana [1.1]
Examples  10  Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky. [2.471#31]
Analogs  11  azo tsapain-tanana, 12  hita vatana, 13  miharihary, 14  miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, 15  miharihary ohatra ny vay an-kandrina, 16  mitojanjina, 17  mivaingana, 18  Mivongady, 19  tsy takona afenina, 20  tsy takona afenina ohatra ny masoandro bendohataona

Entry (2/2) 21  misongadìna
Root  22 songadina
Part of speech  23  imperative of active verb misongadina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  24 misangodina, misangodìna, misongadìna, misongadina

Updated on 2026/08/19