|
|
|
|

Entry 1  misompatra
Root  2 sompatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao izay hahavoa ny sasany: Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany
9 Manimba zavatr' olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao: Tsy tsara ny misompatra volin' olona [1.1]
Explanations in English  10 to do wanton damage [1.7]
Explanations in French  11 saboter, détruire par vandalisme [1.8]
12 voir manompatra [1.6]
Examples  13  Fandidiana mantsy ny savatsy, mihatra aman'aina ka ilana fitandremana fatratra sao misy fahavoazana na misy misompatra amin'ny ody ratsy. [2.606#]
14  Ny finoana no ahalalantsika kristianina fa misy ireo fanahy tsara sy fanahy ratsy atao hoe anjely sy demony: tena elanelan' ny tany sy ny lanitra izy ireo, fa tsy biby tsy olom-belona ary tsy Andriamanitra, fa ny anjely mitahy antsika ary ny demony misompatra antsika. [2.296#]
Synonyms  15 manompatra
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 mampitrosa, misompatra, 18 mpamositra

Updated on 2026/04/22