|
|
|
|

Entry 1  misokatra
Root  2 sokatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Antesaka] mivoha [1.78]
9 Afa-tsarona: Misokatra ny vata
10 Mitanatana; mivelatra: Aza misoka-bava rehefa matory. / Misokatra ny boky
11 Mivoha, mivoha voalohany: Tsy mbola nisokatra ny trano. / Mangazay vao nisokatra ity
12 Azo (atao, aleha, iasana, anjonoana...): Misokatra izao ny lalana mianatsimo. / Misokatra ny fanjonoana any Manjakatompo
13 Mihataka ny vavany, ny sisiny: Misokatra ny vavafery
14 Heno mafy ary mazava: Efa nisokatra izany ny feonao farina teo iny [1.1]
Combinations  15  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misokatra

Anagrams  16 kamositra, 17 mirotsaka, 18 misatroka, misokatra, 19 mitsoraka

Updated on 2026/04/20