|
|
|
|

Entry 1  misitrika
Root  2 sitrika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Sihanaka] miery [1.78]
9 Milentika: Vonjeo fa nisitrika iry lakana
10 Miditra, mitsofoka lalina: Nisitrika tany anaty ala tany izy
11 Miery, miafina ao anaty zavatra: Nisitrika tao an-trano izy ka tsy hitan' ny polisy [1.1]
Explanations in English  12 to hide
13 to dive [1.7]
Explanations in French  14 se cacher
15 plonger [1.8]
Analogs  16  mifonoka
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 marikitsy, 19 misitraky, misitrika, 20 mitsirika

Updated on 2026/04/22