|
|
|
|

Entry 1  miseho
Root  2 seho
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany
9 Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany
10 Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo
11 Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha [1.1]
12 mitranga araka ny hita maso [1.13]
Explanations in French  13 apparaître [1.13]
Combinations  14  11 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miseho
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 mihose, miseho

Updated on 2026/04/21