|
|
|
|

Entry 1  misatroka
Root  2 satroka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao satroka [1.1]
Explanations in English  9 to wear a hat or other headgear [1.7]
Explanations in French  10 porter chapeau [1.8]
Examples  11  Indro nisy lehilahy avo vaventy efa zokiolona, zarazara hoditra, misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, ary mikiraro mainty, arahin'ny mpanompo vitsivitsy. [2.324]
12  Ary izay meloka amin' izao dia tsy mitafy lamba fotsy ary tsy misatroka, ary hasiana marika ny handriny. [2.48]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 kamositra, 15 mirotsaka, misatroka, 16 misokatra, 17 mitsoraka

Updated on 2026/04/21