|
|
|
|

Entry 1  misasasasa
Root  2 sasasasa
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Miteraka na mamoaka feo toy ny feon' ny orana avy na ny an' ny rano mandeha haingana amin' ny fikorianany [1.1]
Explanations in French  8 produire un bruit léger, comme celui de la pluie qui tombe, des feuilles agitées par le vent, d'une barque qui fend l'eau. [1.3]
Examples  9  ny feo mikarantsana, miatoato na misasasasa toa tsy ho azo tohaina. [2.356#208]
10  Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499#25]
Vocabulary  11  Sound

Updated on 2026/07/17