|
|
|
|

Entry 1  misarangotra
Root  2 sarangotra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamikitra mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Natahotra Ibalita kely ka nisarangotra tamin-dreniny [1.1]
Explanations in English  9 to try to scramble out of a hole by clawing the sides, etc. [1.2]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  misarangotra, 11 misarongatra

Updated on 2026/04/21