|
|
|
|

Entry 1  misaosao
Root  2 saosao
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao: Misaosao ny lamba jiafotsy
8 Mikasaoka: Misaosao ity pataloako ity rehefa mamindra aho
9 Mihinana haingana tahaka ny tsy ho voky iny: Aza misaosao homa-menaka fa ho lamoka ihany no farany [1.1]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21