|
|
|
|

Entry 1  misandoka
Root  2 sandoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Milaza tena ho izao na izao: Nisandoka ho iraky ny manam-pahefana izy
9 Milaza tena, mihambo ho tompon-javatra iray, nefa tsy izy: Nisandoka ny antsasaky ny tanimbariko izy fa zanak' olona mpirahalahy, hono, izahay [1.1]
Explanations in English  10 to pose as another person [1.7]
Explanations in French  11 se donner pour ce qu'on n'est pas [1.8]

Updated on 2026/04/20