|
|
|
|

Entry 1  misamboritra
Root  2 samboritra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Misikina lamba: Ny vehivavy matanjaka tao an-tanàna dia nanampy ny lehilahy...; ny sasany kosa dia nirary ka nisamboritra, nihira nangataka an' Andriamanitra mba hiaro ny mpiadiny (Maurice Rasamuël)
9 Mitondra akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Misamboritra vorodamba [1.1]

Updated on 2026/04/20