| Entry | 1 misalotra |
| Root | 2 salotra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mitondra salotra: Hitako misalotra Rangahy iny rehefa mianjaika
9 Mitafy ilany kely izay tsy mahasarona ny tena manontolo: Nisalotra tapa-damba kely misoratra teny am-bozony izy 10 Manao akanjon' olona, indrindra raha akanjon' olona ambony voninahitra noho ny tena: Sahinao ve ny hisalotra ny akanjo-na lietnà nefa ianao vao kaporaly? [1.1] |
| Explanations in English |
11 to wear a vest
[1.7] |
| Explanations in French |
12 porter gilet
[1.8] |
| Anagrams | 13 masilotra, misalotra, 14 misolatra |
| Updated on 2026/04/20 |
|