|
|
|
|

Entry 1  misahotaka
Root  2 sahotaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Taitaitra, sy misavoritaka ka toa tsy bita izay hatao: Nisahotaka ny saiko raha vao nandre izay vaovao izay
8 Mikorontana sady mitabataba: Nisahotaka ny mponina raha vao nandre ilay poa-basy [1.1]

Anagrams  9 mahatosika, misahotaka

Updated on 2026/04/20