|
|
|
|

Entry 1  misafay
Root  2 safay
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 (manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nisafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1]
Synonyms  8 manaoalasafay, mialasafay

Anagrams  9 FISAMIA, misafay, 10 misafia

Updated on 2026/04/22