|
|
|
|

Entry 1  miriatra
Root  2 riatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Tanala] mitriatra, rovitra tsy nahy, mipoaka mafy: Triatre ny semboko (rovitra ny lambako) [1.78]
9 Mandositra
10 Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra
11 Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany
12 Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra [1.1]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 miaritra, miriatra

Updated on 2026/04/21