|
|
|
|

Entry 1  miretaka
Root  2 retaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana
9 Mipetraka na matory tsy afa-miarina, mihonaka: Miretaka eo am-pandriana ao izy indroa andro izao [1.1]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miretaka

Anagrams  11 matarike, 12 miraketa, miretaka, 13 miteraka

Updated on 2026/04/20