|
|
|
|

Entry 1  mirehitra
Root  2 rehitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina
9 Tsy maty: Nirehitra mandra-paharain' ny andro ny jiro
10 Misafoaka: Rehefa mirehitra ny hatezerany tsy tsara ny manatona azy [1.1]
Examples  11  Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470#157]
Combinations  12  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mirehitra
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21