|
|
|
|

Entry 1  mirantiranty
Root  2 rantiranty
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitandahatra amin' ny toerana avo na mora hita ka tazana avy lavitra na miharihary tsara: Mirantiranty eny amin' ny talantalana ny entam-barotra amin' ny ankabeazan' ny mangazay. / Nirantiraty teny an-davarangana ny fianakavian-dRazazavavy teo ampiandrasana ny mpangataka
9 Mitsangantsangana mitandahatra (zavamaranitra na fiadiana): Nirantiranty nanaraka ny rindrina ny benitry ny miaramila [1.1]
10 ny tena hevitry ny hoe mirantiranty dia mihan-tonkatona eny ambony toerana avo, toy ny zavatra milahatra ambony salazana, vorona ambony hazo, lefona mitandahatra [2.313]
Explanations in English  11 to be arranged, to be in order [1.2]
Examples  12  Nahatsiravina ny fijery ireo Sakalava nanangasanga tao anaty bozaka nanodidina ireto olona Nirongo ody sy felana ny ankabeazan' izy ireo ary ny lefony dia miranirany sy mifilofilo mirantiranty manodidina. [2.895#]

Anagrams  mirantiranty, 13 mitranitrany

Updated on 2026/04/20