|
|
|
|

Entry 1  miramirana
Root  2 mirana
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  20 Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miramiran-dava io zazavavy io [1.1]
21 falifaly, ravoravo [1.13]
Explanations in French  22 radieux [1.3#442, 1.13]
23 content, enjoué, réveillé [1.3#442]
Examples  24  Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie) [1.3#442]
25  Ny tarehiny hatsatra toa miramirana ao anatin ny volony milobolobo mandrakotra ny endriny. [2.324]
Synonyms  26 mirana
Analogs  27  miriadriaka, 28  ravoravo, 29  sariadriaka
Proverbs  30  Proverbs containing that word

Anagrams  31 marimarina, miramirana

Updated on 2026/04/22