|
|
|
|

Entry 1  mipotsaka
Root  2 potsaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mivoaka ivelan' ny tranony: Mila hipotsaka ny masony
9 Mivoaka, miseho avy ao: Misy nana mipotsaka avy ao omin' ny vay. / Mahatsiravina ny nahita ny taolana nipotsaka avy ao anatin' ny nofo
10 Miarina, mivoaka avy ao am-pandriana: Tamin' ny telo maraina izy dia nipotsaka avy tao ampandriana [1.1]

Anagrams  mipotsaka, 11 mitsopaka, 12 mpitsaoka, 13 mpitsoaka

Updated on 2026/04/20