|
|
|
|

Entry 1  mipoapoaka
Root  2 poapoaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Milelalela sy mipoapoaka ny ravim-pary ary mivaivay toa tsy ho lavenona tokoa anefa, dia zary tsy misy horaisina tsy entina am-bava rivotra. [2.470#44]
8  ary raha hetsiketsehiny izany dia mitera-drivotra sy mipoapoaka tahaka ny fikopakopaky ny elatry ny vorona goavambe. [1.38]

Updated on 2026/04/20