|
|
|
|

Entry 1  mipoaka
Root  2 poaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamoaka feo mafy tampoka mirefotra (vato, vanja, basy, tafondro): Nipoaka ny tafondro ka nihovotrovotra ny trano
9 Vaky miparitaka tampoka: Nipoaha ny fitaratra voan' ny vato
10 (masoandro na ny andro) Miposaka, na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona: Efa mipoaka ny andro ka andeha hanahy ny vary
11 Mivoaka miseho hita ety ivelany, mirofotra: Tsy mbola nipoaka ny kitrotron' ny zanany
12 Miseho miharihary, vaky: Nipoaka ny tetiky ry zareo ka henatra foana no hitany
13 Nipoako ny ady lehibe no teraka ny zandriko
14 Misy bontsina miseho, miempaka: Nipoaka ny tanako tamin' ny asa angady omaly sy afakomaly
15 Mihamahia: Nipoaka Rakoto hatramin' izay naharariany izay [1.1]
16 [Sihanaka] miposaka (masoandro) [1.78]
Explanations in English  17 to burst, to explode [1.7]
Explanations in French  18 éclater, exploser [1.8]
19 exploser [1.13]
Combinations  20  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mipoaka
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Anagrams  22 miapoka, 23 mipaoka, mipoaka

Updated on 2026/04/21