|
|
|
|

Entry 1  mipepo
Root  2 pepo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Misy lempona, manjary pepo: Mipepo ity vata ity
9 Mihemotra, mikemo, mitakemotra, mitambotsotra: Tandremo sao mipepo amin' izany teny fandrahonana izany ianareo ~ Tsy mipepo aho [1.1]
Explanations in English  10 to be hollow [1.2]
Examples  11  izany no hikezahany sy hilofosany amin-kerim-po tsy mipepo [2.470#77]

Updated on 2026/04/20