|
|
|
|

Entry 1  mipentina
Root  2 pentina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Misy pentina: Mipentina ny akanjonao (mipentimpentina anefa no fiteny kokoa amin' io hevitra io)
8 Mifotetaka, misotitika: Nipentina fotaka ny tarehiny rehefa avy nandalovan' ilay fiara [1.1]

Updated on 2026/04/20