|
|
|
|

Entry (1/4) 1  miorika
Root  2 orika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Tanala] miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano) [1.78]
9 Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano. [1.1]
10 miakatra mankany andoharano [1.13]
Explanations in English  11 to ascend, to go up against the stream. [mal. Mudik.] [1.2]
Explanations in French  12 Remonter le courant de l'eau, monter [1.3]
13 remonter le courant [1.13]
Examples  14  ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao. [2.48#570]
Antonyms  15 mivalana
Analogs  16  miakatra any irà
Combinations  17  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miorika
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Entry (2/4) 19  miorika
Root  20 orika
Part of speech  21  active verb
Explanations in French  22 vomir [1.3]
Vocabulary  23  Health

Entry (3/4) 24  miorika
Root  25 orika
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27 Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana [1.1]

Entry (4/4) 28  miorika
Part of speech  29  noun
Explanations in French  30 minorant [1.13]
Vocabulary  31  Mathematics: algebra

Anagrams  32 marioky, 33 miokira, miorika, 34 miraoky, 35 mirokia

Updated on 2026/04/22