|
|
|
|

Entry 1  mionitra
Root  2 onitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miefa: Nionitra ihany lahy ny fatiantony
9 Misolo: Matokisa fa hionitra ny andronao very
10 Miverina: Raha mba olona misaina koa ilay nangalatra, hionitra ny famantaranandronao volamena iny [1.1]
Explanations in English  11 restored, recovered, remunerated. [1.2]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 manoitry, mionitra, 14 mitroañy, 15 romainty

Updated on 2026/04/21