|
|
|
|

Entry 1  miondrika
Root  2 ondrika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Milefitra ny loha, mirona, miraika mialoha: Miondrika rehefa miarahaba olona ambony
9 Manaram-po (amin' ny alahelo): Aza dia miondrika amin' ny alahelo [1.1]
Explanations in English  10 to bow, to stoop [1.2, 1.7]
11 to bend [1.2]
Explanations in French  12 s'incliner [1.3#466, 1.8]
13 être incliné, courbé, ployé, abaissé
14 se laisser aller à la douleur, ne pas lutter contre le malheur [1.3#466]
15 se courber; baisser la tête [1.8]
Examples  16  Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona, miondrika toa vesarana entana izany. [2.472#110]
17  raha mitraka homana aviavy / raha miondrika homana amontana [2.131]
Combinations  18  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miondrika
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Anagrams  20 miandroky, 21 mikondray, miondrika

Updated on 2026/04/21